Informações
Radio Feon’ny Filazantsara dia Onjampeon ny FIangonana Loterana Malagasy , Izy izay hitory ny Filazantsara sy hampiroborobo ny asa diakonia sy sosialin’ny Fiangonana. Ahitana fandaharana isan-karazany ao amin’ny radio, toy ny fampianarana ara-baiboly, fandaharana fanabeazana, vaovao ara-piangonana sy sosialy, ary koa mozika sy kolontsaina.
Morada:
[email protected] https://www.flm-rff.org