Informações
Radio mahaleo tena, mpanabe, manaraka ny foto-pinoana Katôlika, ary tsy manana tanjona pôlitika na filàm-bola, ny Radio Don Bosco. Ny filamatra kristianina sy ny fampianaran'ny Fiangonana no entiny manampy ny olona hivoatra sy hihalavorary amin'ny maha-olona sy maha-kristianina azy, ary amin'ny fomba manokana, ny tanoran'i Madagasikara.
Telefone:
+261 20 2244387 Morada:
Radio Don Bosco
Maison Don Bosco
BP 60, 105 Ivato-Aéroport
MADAGASCAR http://www.radiodonbosco.org/